Orinasa iray, traiteur sady pamokatra sakafo sy kojakojantsakafo eny Ambohimamory mitady chauffeur coursier. Hitatitra entana na sakafo ary hitaky sy hanisa vola, hanao irakiraka toy ny miantsena na manatitra taratasy, manatitra mpianatra sns...
Ny asa ataonao dia ireto avy :
Alohan ny hiainga :
Mijery ny fahatomombanan'ny fiara
Manadio fiara
Mijery papier ho ara dalana ary mano tataitra izay mety ho olana
Mandray ny iraka rehetra ampanaovina
Mandritra ny fitanterana : entana, sakafo, taratrasy, vola, sy irakiraka rehetra
Manaja ny fitsipika rehetra eny an-dalana sady mitandrina ny fomba fitondrana
Manaja ny lalana sy toerana nanirahana ary ny ora nomena
Mikajy ireo entana na taratasy rehetra nampitondraina tsy ho simba na haloto
Manamarina ireo iraka rehetra ho tonga any amin'ny tompony
Mametraka ny entana na taratasy amin izay nanirahana ary manamarina ny vola, ny bon livraison ny facture
Aorian'ny fandehanana :
Manao ny tatitra amin ny tompon'andraikitra, indrindra izay anomalie : entana simba, course tsy vita, fiara simba
manome ny taratasy sy ny vola sy ny hafatra rehetra tompon'andraikitra
Manadio ny fiara raha toa ka ilaina
Fiofanana sy trai-kefa :
Manana Permis complet A B C D, afaka mitondra moto misy vitesse, bajaj, sprinter, camion 2 tonnes
Mahay mamaky teny sy manoratra tsara ka afaka mameno bon de livraison sy manao sonia, niveau bac na terminal
Mahay manao compte tsara ka afaka mandray vola sy manamarina vola sy isan'entana
Mahafehy tsara ny lalana eto Antananarivo
Toetra :
Tsy misotro taoka
Mahalala fomba sy mahay manaja olona
Mahay mandamina fotoana sy manaja fotoana
Missions
Ny asa ataonao dia ireto avy : Alohan ny hiainga : Mijery ny fahatomombanan'ny fiara Manadio fiara Mijery papier ho ara dalana ary mano tataitra izay mety ho olana Mandray ny iraka rehetra ampanaovina Mandritra ny fitanterana : entana, sakafo, taratrasy, vola, sy irakiraka rehetra
Manaja ny fitsipika rehetra eny an-dalana sady mitandrina ny fomba fitondrana Manaja ny lalana sy toerana nanirahana ary ny ora nomena Mikajy ireo entana na taratasy rehetra nampitondraina tsy ho simba na haloto Manamarina ireo iraka rehetra ho tonga any amin'ny tompony Mametraka ny entana na taratasy amin izay nanirahana ary manamarina ny vola, ny bon livraison ny facture Aorian'ny fandehanana : Manao ny tatitra amin ny tompon'andraikitra, indrindra izay anomalie : entana simba, course tsy vita, fiara simba manome ny taratasy sy ny vola sy ny hafatra rehetra tompon'andraikitra Manadio ny fiara raha toa ka ilaina
Fiofanana sy trai-kefa : Manana Permis complet A B C D, afaka mitondra moto misy vitesse, bajaj, sprinter, camion 2 tonnes Mahay mamaky teny sy manoratra tsara ka afaka mameno bon de livraison sy manao sonia, niveau bac na terminal Mahay manao compte tsara ka afaka mandray vola sy manamarina vola sy isan'entana Mahafehy tsara ny lalana eto Antananarivo Toetra : Tsy misotro taoka Mahalala fomba sy mahay manaja olona Mahay mandamina fotoana sy manaja fotoana
---
**
[Click the Apply button below to apply, and Create my CV to build a CV tailored to this offer, professionally]